Tsiaro (Lay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fahitako anareo tonga nitsidika re
Mampanembona ahy lay tany niaviana
Ireo fianakaviana mba finaritra ve ?
Sa misy tokony hatahorana
Fa singan'olona nhgrxb irery an-tany lavitra be
Ka manembona raha sendra manorana
Havoana sy ala mihidy fiakarana be dsiwqk
Te hiridana fa tsy afa-patorana
Izaho aloha efa hatramin'izay
Tsara tsy manahy kanefa indraindray
Misy tsiahy izay tsy mety mangina
Ny alahelo anareo hava-tiana
Tsindriko mangina tsy hisento ny fo
Raha tononkira.serasera.org mavesatra ny fahatsiarovana
Tsy mety ny saina mila ho vaky ny loha
Mandreraka tsy ahitam-panafana
Fa te handre anareo eny na ratsy na soa
Fakitera mbola yhrh tsy nandalo ihany
Mahatsiahy ny fiarahana fony taloha
Ka tsy miato fa manoratra hatrany
Taiza ianareo no tsy mba namaly
Taiza ianareo no tsy mba niseho
Taiza ianareo tsy nandrenesam-baovao
Fa izahay anie ka tsy manadino
Mampanembona ahy lay tany niaviana
Ireo fianakaviana mba finaritra ve ?
Sa misy tokony hatahorana
Fa singan'olona nhgrxb irery an-tany lavitra be
Ka manembona raha sendra manorana
Havoana sy ala mihidy fiakarana be dsiwqk
Te hiridana fa tsy afa-patorana
Izaho aloha efa hatramin'izay
Tsara tsy manahy kanefa indraindray
Misy tsiahy izay tsy mety mangina
Ny alahelo anareo hava-tiana
Tsindriko mangina tsy hisento ny fo
Raha tononkira.serasera.org mavesatra ny fahatsiarovana
Tsy mety ny saina mila ho vaky ny loha
Mandreraka tsy ahitam-panafana
Fa te handre anareo eny na ratsy na soa
Fakitera mbola yhrh tsy nandalo ihany
Mahatsiahy ny fiarahana fony taloha
Ka tsy miato fa manoratra hatrany
Taiza ianareo no tsy mba namaly
Taiza ianareo no tsy mba niseho
Taiza ianareo tsy nandrenesam-baovao
Fa izahay anie ka tsy manadino
--------
Rohy:
Hevitra
Fabrianne
(
21/06/2018 12:29)
Salama topoko mba mitady mp3 an ty hira embona an lay ty re zay manana azafady o!
