ho anao(for you) (la mineur ft velombita jr)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(andalana1)
tamin'ny voalohany aho, vao nahita nao
nitsonika be ny foko eh
nantsoiko ianao, de niherika, zay vao tena faly aho
rehefa iny aho, mifoha maraina iny, ianao ihany ny ao andohako ao
misy fotoana mo, izay tsy aiko ambara fa valimbavaka ianao, na mafy aza vonona hiatrika aho, satria tena tiko enao eh


(andalana 2)
ankilanao nahazo tononkira.serasera.org fasambara, izaho beby ih(×2)
ankilanao, kara paradisa(×2)

(famerenana1)
eh i eh, ho takariko ny lanitra tsy takatro eh
eehh i ehhh, ny toeranao tsy lavitra ny ankilany ny foko

(andalana 3)
na maro aza rvsbnk ny manintona ahy, izaho tsy lina intsony eh
satria mo ny fitiavananao, nanampy ny asambara aminy fiainako eh
na maro aza ny manintona ahy, izaho tsy lina intsony eh, satria mo ny fitiavananao, nanampy ny asambarako eh

(andalana 4)
iha beby ih, izaho mba matokisa, haam(×2)
na dia lavitra anao, izaho neny tsy maditra, haam
na dia lavitra anao, izaho neny tsy maditra, beby eehhh

(famerenana 2)
eh i eh, ho takariko ny lanitra tsy takatro eh
ehh i ehhh, ny toeranao tsy lavitra ny ankilany ny foko


(andalana 4)
aanao hanao, anao ilainy saiko ôh

aanao khifih hanao, anao ilainy fahinako ôh

aanao hanao ,iha ilainy ny vatako ô(gyal ah)

anilany ny foko ôhôhhhhm

beby mila anao(×2), anao fahinako ôh
beby mila anao(×2), izaho isan'andro ôh

mila anao(×3),izaho isan'andro ôhh

gyal(×3), beby gyal izaho mila anao eh

(feo famaranana)
zah ky neny ah, efa anao ihany e, anao lnztzr ihany anaty saiko aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : la mineur ft velombita jr
Visites : 297
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : nanouh1
Date : 29/03/2026 21:58
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0282