ho anao(for you) (la mineur ft velombita jr)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(andalana1)
tamin'ny voalohany aho, vao nahita nao
nitsonika be ny foko eh
nantsoiko ianao, de niherika, zay vao tena faly aho
rehefa iny aho, mifoha maraina iny, ianao ihany ny ao andohako ao
misy fotoana mo, izay tsy aiko ambara fa valimbavaka ianao, na mafy aza vonona hiatrika aho, satria tena tiko enao eh


(andalana 2)
ankilanao nahazo fasambara, izaho beby ih(×2)
ankilanao, kara paradisa(×2)

(famerenana1)
eh i eh, ho takariko ny lanitra tsy takatro eh
eehh i ehhh, ny toeranao tsy lavitra ny ankilany ny foko

(andalana 3)
na maro aza ny manintona ahy, izaho tsy lina intsony eh
satria mo ny fitiavananao, nanampy ny asambara aminy fiainako eh
na maro aza ny manintona ahy, izaho tsy lina intsony eh, satria mo ny fitiavananao, nanampy ny asambarako eh

(andalana 4)
iha beby ih, izaho mba matokisa, haam(×2)
na dia lavitra anao, izaho neny tsy maditra, haam
na dia lavitra anao, izaho neny tsy maditra, beby eehhh

(famerenana 2)
eh i eh, ho takariko ny lanitra tsy takatro eh
ehh i ehhh, ny toeranao tsy lavitra ny ankilany ny foko


(andalana 4)
aanao hanao, anao ilainy saiko ôh

aanao hanao, anao ilainy fahinako ôh

aanao hanao ,iha ilainy ny vatako ô(gyal ah)

anilany ny foko ôhôhhhhm

beby mila anao(×2), anao fahinako ôh
beby mila anao(×2), izaho isan'andro ôh

mila anao(×3),izaho isan'andro ôhh

gyal(×3), beby gyal izaho mila anao eh

(feo famaranana)
zah ky neny ah, efa anao ihany e, anao ihany anaty saiko aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : la mineur ft velombita jr
Hits : 207
Likes : 1 Like
Created by : nanouh1
Date : 29/03/2026 21:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1083