Namana (K'ANIB)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Namana, tsy mifankafoy
Mifankatia tena ho iray
Namana mandrakizay
Mifampizara ny fitia (x 2)

Refrain :
Namana, no hiraiko isan’andro
Namana, niara-nilalao
Horakoraka mandritry ny andro
Ravoravo, falifaly ery (x 2)

Namako ! namako ! namako, namako foana !
Namako ! namako ! namako, namako, foana !
Na nilaozan’ny jôba e aho dia namako, namako foana !
Namako, namako, namako ! namako foana !

Namana, tsy mifankafoy
Mifankatia tena ho iray
Namana, mandrakizay
Mifampizara ny fitia

Namana, tsy mifankafoy
Mifankatia tena iray
Namana na ianao na lery (mmmh)

Refrain :
Namana, no hiraiko isan’andro
Namana niara-nilalao
Horakoraka mandritry ny andro
Ravoravo, falifaly ery (x 2)

Namako ! namako ! namako, namako foana !
Namako ! namako ! namako, namako foana !
Na nilaozan’ny joba e aho dia namako, namako foana
Namako ! namako ! namako, namako foana !

Refrain :
Namana, no hiraiko isan’andro
Namana niara-nilalao
Horakoraka mandritry ny andro
Ravoravo, falifaly ery (x 2)

K'ANIB (2004)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : K'ANIB
Visites : 118
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hagamamytahiana2023
Date : 17/03/2026 12:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0592