Sarisarim-bazaha (JOH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandoko volo zalah Madama!
Manara-damaody e!
Nandoko volo zalah Madama!
Manara-damaody e!
Manana endrika tô Karana!
Sahala Karana!
Manana endrika tô Karana!
Sahala Karana!
Nefa izy dia Malagasy!
Malagasy!
Nefa izy dia Malagasy!
Malagasy!
Ny maquillage nahatsara ananjy!
Nahatsara ananjy!

Ref: Madama (5X)
Sarisarim-bazaha!
Mahapotika zaho e!
Sarisarim-bazaha!
Mahatara zaho e!
Sarisarim-bazaha!

Tsara bika, manao esthétique!
Tsara bika eee e! manao esthétique!

Nistyle tômôbil
Tazako takaigny tam ville
Nistyle tômôbil
Tazako takaigny ville
Niantsena am Shoprite
Madama manja, izy Vedette
Niantsena am Shoprite
Madama manja, izy Vedette

Potipotika torotoro! (4X)
Potipotika torotoro

Ref: .............

Oy! Totototttootttt t t , Vaiavy tsara, madama manja, hoy,
Teko kô zalah madama io e! Aiza..... ?
HHHHHHHHmmmmmmmmmmm! Magnano Karana kalà!

Potipotika torotoro! (4X) Aminao zah! Aminao zaho e! Tsara kô vaiavy io!
Potipotika torotoro!

Ref: ..............
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : JOH
Visites : 2251
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : dinos
Date : 19/05/2008 16:27
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1386