RAHA TONGA NY FITSAPANA (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tonga ny fitsapana
Tsy maintsy holalovako
Ka hiodina hiala avokoa
Izao tononkira.serasera.org rehetra izao
Toa ts’isy ttlbzwi azo antenaina intsony
Azo hifikirana Tompo kxysh ô!
Aiza ianao miantsoantsoanao
Ny ao anatiko ao
Réf: Tsy manana aho Tompo ô!
Afa-tsy Ianao
Dia Ianao ‘lay hujsdfu tia ahy
Ts’isy ady varotra
Tsy manana ahoTompo ô!
Afa-tsy Ianao
Afa-tahotra ny fo
Tsy mahafoy ahy Ianao
Tsy maintsy holalovako
Ka hiodina hiala avokoa
Izao tononkira.serasera.org rehetra izao
Toa ts’isy ttlbzwi azo antenaina intsony
Azo hifikirana Tompo kxysh ô!
Aiza ianao miantsoantsoanao
Ny ao anatiko ao
Réf: Tsy manana aho Tompo ô!
Afa-tsy Ianao
Dia Ianao ‘lay hujsdfu tia ahy
Ts’isy ady varotra
Tsy manana ahoTompo ô!
Afa-tsy Ianao
Afa-tahotra ny fo
Tsy mahafoy ahy Ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Pasteur Jocelyn RANJARISONVisites : 11971
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 24/02/2014 08:58
