MIANDRANDRA ANAO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina ô! avia
Fenoy ny foko, ny amiko tontolo
Fanahy Masinaô! twhwakpg avia
Faniriako indrindra Ianao
Ref : Miandrandra Anao ny ao anatiko ao
tononkira.serasera.org Ilay fiainam-baovao avy Aminao
qqubjxi hoqfbpj Tsy ho toy ny taloha
Tompo ô! Ny fiainako
Fanahy Masina ô! Mila Anao aho.
Fenoy ny foko, ny amiko tontolo
Fanahy Masinaô! twhwakpg avia
Faniriako indrindra Ianao
Ref : Miandrandra Anao ny ao anatiko ao
tononkira.serasera.org Ilay fiainam-baovao avy Aminao
qqubjxi hoqfbpj Tsy ho toy ny taloha
Tompo ô! Ny fiainako
Fanahy Masina ô! Mila Anao aho.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Pasteur Jocelyn RANJARISONVisites : 10765
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 24/02/2014 08:54
