Anananay Fanantenana (Jiro Be)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf :
Anananay Fanantenana Hianao tononkira.serasera.org Jesosy
Anananay Finoana ny Fitiavanao
Anananay hery be ny Anaranao
Ny kely sy ny lehibe mitoky Aminao
1. Adala anay maditra anay fa namboarinao
yvmo Ny hendry izao mahita anay yeqkznq menamenatra eee
Réf...
2. rnzi Osa anay malemy anay fa natsanganao
Ny mahery mahita anay gagagaga beee
Réf
3. Ambany anay iva razana anay fa nasandratrao
Ny ambony izao mahita anay hendratrendrata eee
Réf...
Pont: Oh Jesosy ooooh, lasanao i Madagasikara
Oh Jesosy oooh, fohazinao ny tanindrazanay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jiro BeVangy : 730
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tojoarilala
Daty : 13/07/2025 13:48