Boba ra (Jiro Be)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lohanao tananao tongotrao Boba rà
Jesosy ô, namonjena anay
Karavasy, maranitra, nitsatotsatoka ny fantsika
Taminao Jesosy ô, namonjena anay
Ny marary mahita anao, velona sitrana e
NY MADITRA ZAO LATSADRANOMASO
Lay rahavavy mpivarotena, nahita anao, lavo nianjera e
REO MPANGALATRA E, LASA MPANOME
Mpisotro toaka, mamo lava, nahita anao dia nisava
MPITENY RATSY ZAO, caopll LASA jgkywr MITORITENY
Ministra Directera, nahaita anao , tononkira.serasera.org lasa tia nanetry tena e
MPIAVONAVONA E, LASA BE FITIAVANA
Mpanompo sampy, sy ody gasy, nahita anao, tsy tia na dia paraky e
MPAMONY DOANY ZAO, LASA FIFOHAZANA
Ny fanadinan'ny mpianatra e, Izay mandohalika aminao
MANANTENA FA HO AFAKA E,
REO TSY MANANA ASA LASA PATRON
Izy mivady saika isaraka, nahita rygev anao,
DIA NIFANARAKA E
NY ANKIZY SAIKA KAMBOTY, NISY NITROTRO
Lay rahavavy saika tsy niteraka e, dia notahianao dia niteraka e
RAMOSE EFA KIVY, HO AVY NY ANKIZY

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jiro BeHits : 1705
Likes : 0 Like
Created by : narda7
Date : 18/11/2021 22:17