Gaga aho e (Jean ft Jhonny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mety znigobm ho gaga angamba ianao
Nahita anah, niaraka
Tamin'ny bavinao (x2)
Namana ve, nandraisako anao
Nefa tsy maninona
Fa tiavo tsara izy (x2)
Rf: Gaga aho eee
vyzq Gaga aho aaa (x2)
2. Fa nahoana loatra ianao
No namadika ahy
Nefa tsika roa
Tena mpinamana (x2)
Mahazo matoky ianao
tononkira.serasera.org Fa tsy hanadala azy aho
Fa ho hajaiko, karakaraiko bavinao
Rf: Gaga aho eee
Gaga csegluek aho aaa (x4)
Rf:........
Nahita anah, niaraka
Tamin'ny bavinao (x2)
Namana ve, nandraisako anao
Nefa tsy maninona
Fa tiavo tsara izy (x2)
Rf: Gaga aho eee
vyzq Gaga aho aaa (x2)
2. Fa nahoana loatra ianao
No namadika ahy
Nefa tsika roa
Tena mpinamana (x2)
Mahazo matoky ianao
tononkira.serasera.org Fa tsy hanadala azy aho
Fa ho hajaiko, karakaraiko bavinao
Rf: Gaga aho eee
Gaga csegluek aho aaa (x4)
Rf:........
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jean ft JhonnyVangy : 334
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : JeanJhonny
Daty : 11/04/2025 16:48
