Gaga aho e (Jean ft Jhonny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mety ho gaga angamba ianao
    tononkira.serasera.org Nahita anah, niaraka
    Tamin'ny bavinao (x2)
    Namana ve, nandraisako anao
    Nefa tsy maninona
    Fa tiavo tsara izy (x2)
         Rf: Gaga aho eee
            cjbdpf    Gaga aho aaa (x2)
2. Fa nahoana loatra ianao
    ipdzhl No ovkurnd namadika ahy
    Nefa tsika roa
    Tena mpinamana (x2)
    Mahazo matoky ianao
    Fa tsy hanadala azy aho
    Fa ho hajaiko, karakaraiko bavinao
         Rf: Gaga aho eee
               Gaga aho aaa (x4)
         Rf:........

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Jean ft Jhonny
Hits : 335
Likes : 0 Like
Created by : JeanJhonny
Date : 11/04/2025 16:48
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2037