Saino ihany (Jacquis Randria feat Njara Marcel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haiko tsy izaho ilay bandy tononkira.serasera.org notadiavinao
Ho very aho raha hanantena ny momba anao,
Iaraha-mahalala ianao fa tsy mba zatra niafy e! eh!!, han! anh!
Efa zatra nilangolangona tamin'ireo fiarabe. (X2)
Raha bandy tsy afaka elah
Tsy ho jereny mihintsy
Na segondra vitsy e! eh!
Mamiratra ianao fa tsy tsara e! eee!!! eee!
Madio ivelany fotsiny fa any anatinao maloto, ôô! hô!
Mamiratra ianao fa tsy tsara e! eee!!! eee!, ooh! ooh!!
Ka mba lanjalanjao fa mbola ho antitra eo ihany.
Eeah!!!, eeah!!!....
Haiko f'izaho ilay bandy tsy mety aminao,
Tsy manambola aman-karena anambazana anao, hm! lnrwfc hmm!
Zava-boary tsara voatra nefa potika loaka;
Mamenatra mamoha-fady tsy faseho amasom-bahoaka.
Raha bandy tsy afaka elah
Tsy ho fantany mihintsy
Na hitsiriritra e! eo!

Madio ivelany fotsiny fa any anaty fo maloto, hmm! hm!
Mamiratra ianao fa tsy tsara e!! he! ha! han!!, ooh! oh!!
Ka mba lanjalanjao hvtmr fa mbola ho antitra eny ihany.
Eeah!!!, eeah!!!....
Raha bandy tsy afaka elah
Tsy ho jereny mihintsy
Na segondra vitsy e! eh!
Mamiratra ianao fa bysucp tsy tsara e!, tsy tsara e!
Madio ivelany fotsiny fa any anaty fo maloto,
Mamiratra ianao fa tsy tsara e! tsy tsara e!
Mba fantaro ny tsara eieh!
Ka mba lanjalanjao fa mbola ho antitra eo ihany...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jacquis Randria feat Njara MarcelVisites : 4789
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 28/06/2022 19:48