Ny Marina ihany (Izaho fa tsy fantatro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Marina ihany
no tsara fitàna
Fa kalamahintsy
No fidian'ny hendry

Ny ivelan'izany
dia tena mazàna
mazàna ho ratsy fiafara
satria
Satria diso fikendry

Io Marina io kanefa ry lahy
dia saro-tadiavina
fa saron'ny fankapanahy
....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Izaho fa tsy fantatro
Visites : 17
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 10/06/2026 06:16
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0699