Ny Marina ihany (Izaho fa tsy fantatro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Marina ihanyno tsara fitàna
Fa kalamahintsy
No fidian'ny hendry
Ny ivelan'izany
dia tena mazàna
mazàna ho ratsy fiafara
satria
Satria diso fikendry
Io Marina io kanefa ry lahy
dia saro-tadiavina
fa saron'ny fankapanahy
....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Izaho fa tsy fantatroHits : 16
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 10/06/2026 06:16
