Tsiaro (Isa Roa Telo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na maloka aza ny andro
Na mibaliaka ny masoandro
Dia fantatro fa misy olona tsy mba manary ahy
Raha tojo fahoriana
Raha sendra fifaliana
Dia tmddp tsapako fa misy azy, tsy mba manary tononkira.serasera.org ahy
Saingy hisy fotoana, zay ahatsapako ny tsy fisianao
Satria ianao lavitra ahy, ka hahatsiaro irery aho
Tsy tapitra hatreo lay fiarahana
Tsy rava maina eo akory ilay fitiavana
Tsy tapitra hatreo, ilay finamanana
Hatolotro ho anao ‘ty hira ity, tsy hanao veloma aho sanatria,
Fa ho fahatsiarovanao ahy, hahatsiarovanao ho ahy
Tsy sitrapony hoe akory, izany fifandaozana izany
Na dia tiana aza ny hiaraka, dia tsy maintsy misaraka
Lavitry ny maso hono hoe “ akaikin' ny fo”
Tsy ahasakana ahy izany
F’izaho dia mbola hitia anao hatrany
Saingy hisy fotoana, zay hahatsapako ny tsy fisianao
Satria ianao ngvqi lavitra ahy, ka ahhatsiaro irery aho

Manantena aho fa xfvou hiverina aho indray androany
Ohh manantena aho , f’isika mbola hihaona , hifankatia indray
Tonony sy feony : Liantsoa Emadisson
Piano : ZO Tantely Ralaiharimino
Fandrindrana : Rhayo ( Ando Rakotoniaina)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Isa Roa TeloVisites : 14093
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 07/11/2014 11:02