Tsy hiala aminao (IraKo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hierikerika intsony Tompo
Sanatria raha hiala aminao
Ataoko toa adala tia tenako ô!
Raha mbola hisitaka Anao.

Iza moa no mba toa Anao Ray
Ilay mpikarakara anay
Tsy hiala izahay, satria fantatray
Ianao ilay mety aminay.

He!ehe!!
Mahatsiaro sambatra izaho ô!ôôh!
Mitosaka fahasoavana omenao
Ny fitiavanao mamiko ô!

Eee!!!
Mahatsiaro sambatra izaho ô!
Mitosaka fahasoavana omenao
Ny fitiavanao mamiko ô!

'Tsy mba(x4) izaho no hiala aminao
Efa hitako ve fa io lalan-tsara
K'ivezika akaiza koah!
'Tsy mba(x4) izaho no hiala aminao
Ny fahasoavanao tena ampy ahy
K'isaorako Anao Jesoa.
....
Fa nandinika kely fotsiny ihany aho
Dia mba nahatsapa an'izao
(Dia mba nahatsapa an'izao)
Ianao ilay Ray mpamorona ahy
Izahay natao ho adidinao.

Izahay indraindray no tena be di-doha
Miseo tsy mila Anao
Kanefa niova ity fiainako ôh!
Une foix izaho nandray Anao.

*Eee!!!
Mahatsiaro sambatra izaho ô!
Mitosaka fahasoavana omenao
Ny fitiavanao mamiko ô!
(X2)

*'Tsy mba(x4) izaho no hiala aminao
Efa hitako ve fa io lalan-tsara
K'ivezika akaiza koah!
'Tsy mba(x4) izaho no hiala aminao
Ny fahasoavanao tena ampy ahy
K'isaorako Anao Jesoa.
(X2)

....

*Izaho tsy hiala eh!
Izaho tsy hiala ah!
(x2)

Tsy hierikerika intsony Tompo
Sanatria raha hiala aminao
Ataoko toa adala tia tenako ô!
Raha mbola hisitaka Anao.

Iza moa no mba toa Anao Ray
Ilay mpikarakara anay
Tsy hiala izahay, satria fantatray
Ianao ilay mety aminay.

*Eee!!!
Mahatsiaro sambatra izaho ô!
Mitosaka fahasoavana omenao
Ny fitiavanao mamiko ô!
(X2)

*Izaho tsy hiala!
(Izaho tsy hiala eeh!)
(x2)

Izaho tsy hiala aminao Jesoa ôôh!
(Tena tiako dia tiako Tompo ô, ny mitoetra eo anilanao )

Izaho tsy hiala!
(Izaho tsy hiala eeh!)
Izaho tsy hiala!
(Na hivezika akaiza koah!...
Izaho tsy hiala aminao Jesoa ôôh!
...tamana aminao aho Tompo f'Ianao dia fitiavana)

*Eee!!!
Mahatsiaro sambatra izaho ô!
Mitosaka fahasoavana omenao
Ny fitiavanao mamiko ô!
(X4)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : IraKo
Vangy : 298
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 03/02/2023 19:34
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.071