Safe (INS)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahafaly miara-dalana aminao
INS dans le game

Dia hoe ianao no tsara
Satria mampifalifaly ny foko ny mahita anao mitsikitsiky lava
Raha toa ka marary
Dia mba sitrano amin'ny kiss tonga dia ça va
Isaky ny midoboka ny foko dia mibitsibitsika amiko izy hoe tiako ianao
Ho banjiniko hy ho aviko rehetra

Fa ianao raha toa miteny
Izay zavatra lazainao tazomiko eih, ho anah
Taloha ireny
Mifanilika mivatana fa ny fo mijery
Ianao hoentiko miala amin'ny pays
Mividy hijab any Algérie
Na mijery volcan an'i Pompei
Mba ahafahako milaza anao mivantana ny endrikan'ny fitiavako

Mahatamana ny miara-dalana aminao mihoatran'ny mahafaly
Izay tadiavinao io tratrako ka mba arao rangah ny lalako
(x2)

Hira, ny azoko atolotra anao hira
Sentosentonao fafao dia mihirà mihirà
Mihirà mihirà hira eih
(x2)

Efa azoko ny lesona tsy zakako ny mahita anao io miketrona
Raha ny hamaky ny fefiny vizakin'ny andeha hitaty ny fetriny
Raha ny hamafy dia resiny aho fitia madio tsy misy pentina
Indray andro ianao alaiko dia ho asandratro eny ambony alitara

Fa ianao raha toa miteny...

Mahatamana ny miara-dalana...

Mahafaly miara-dalana aminao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : INS
Visites : 974
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anaf Andriam
Date : 05/09/2023 00:09
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142