Limit (INS)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanao izay vitako aho niezaka mba hampiaraka antsika roa
Nandrevirevy be loatra aho ka tafalatsaka taminao io
Hitanao aho fa tara ka nobaboanao fanantenana
Izao aho dia kivy tanteraka satria tsy nomenao ny fanazavana amin'ny hoe
Fa ahoana? No lasa toa miavona be foana
Ianao raha tsy tia dia zakako izany fa tokony nolazainao manoloana
Je suis venu pour t'en parler que j'ai souffert pendant des années
Ne me blâme pas surtout car tu m'as fait penser que tu m'as validé

Ref:
Fitiavana tsy mifamaly dia ozona ho an'ny foko eih
Rehefa tsy hamaly anah ihany dia aleo mba hirahiraiko oh
Hitanao aho fa tara ka nobaboanao fanantenana
Ianao masoandro mazava mandoro ka taminao Babe zaho potika K.O

J'ai de l'amour pour toi j'ai du temps à t'offrir
Il n'y a aucune loi qui m'empêche de te dire
À quelle point j'ai besoin d'être sous ton emprise
Que sans fin tu m'embrasse et me paralyse
Ka atao ahoana raha tsy mety aminao satria izaho hono vedette
Lazao amiko raha toa ka inquiète porofoiko aminao fa izaho impec
Ho hitantsika eo raha mbola tsy mety
Izaho tsy be tata fa izany koa ny hafatra avy amin'ny Ray
Hoe tsika ho faly sy babo tanteraka ka miaraka tafaray

Ref:
...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : INS
Visites : 1391
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anaf Andriam
Date : 04/09/2023 21:50
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0125