Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lokaloka (Ilay Sitrako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ovnh hanadino anao aho raha tonga ny harena e,
Tsy hanadino anao aho na be volamena e,
Hatao ahoana e Jeso no fiaina ts’isy Anao
Fa banga ny ao am-po raha lavitra Anao.
Tsy handao Anao aho raha tonga ny tiako,
Tsy handao Anao aho raha to izay niriako,

Misy ireo toa hoe manara-dia Anao illfy nefa avy eo dia miala,
Misy ireo mafana eny am-boalohany nefa avy eo dia miala,
tononkira.serasera.org Fa ny ahy ny hirahirako, fa ny ahy ny lokalokako
Dia izao ihany, dia izao ihany:
Tsy hanakalo Anao aho rehefa tafita e,
Tsy hanakalo Anao aho na tonga eny ampita e,

Tsy hanaratsy Anao aho raha sendra fiafiana e,
Tsy hanaratsy Anao aho na koa tsy fisiana e,

Izay no hirako sy gptqh lokalokako:
Ny ho eo akaikinao no mahatsara ahy.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ilay SitrakoVisites : 2822
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Onesimus
Date : 14/04/2016 20:45