Tano aho Jeso (Ilay Sitrako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Impiry impiry moa Jesosy ô!
No naniriako hahafaly Anao e,
Nefa izao Ianao dia vaky fo,
Ranomaso, sento lalina.
Impiry impiry koa Jesosy ô!
No naniriako hanao ny tsara e,
Fa solafaka eny foana,
Manko motraka, malemy.
Tano aho Jeso fa tsy mahatana ldpguvg Anao,
Tano aho Jeso fa tiako Ianao,
Tano aho Jeso ka fihino ho wflusfip Anao,
Fa malama anie ny lalako.
Omeo ahy anio Jesosy ô !
Ny fahamasinanao rehetra e,
Ka ho resy ny ota anatiko;
Ny fahadiovanao no epohhu mamiko.
Omeo ho ahy anio Jesosy ô!
Ny herinao tsy misy fetra e
Hiazonako ny tananao,
Hamikirako ny sandrinao.
Indrisy olo-mahantra aho,
Tsy misy hanafaka ahy raha tsy Ianao;
tononkira.serasera.org Endrey Jeso ny fitiavanao
Fa tsy hisy haharombaka ny am-pelatananao.
No naniriako hahafaly Anao e,
Nefa izao Ianao dia vaky fo,
Ranomaso, sento lalina.
Impiry impiry koa Jesosy ô!
No naniriako hanao ny tsara e,
Fa solafaka eny foana,
Manko motraka, malemy.
Tano aho Jeso fa tsy mahatana ldpguvg Anao,
Tano aho Jeso fa tiako Ianao,
Tano aho Jeso ka fihino ho wflusfip Anao,
Fa malama anie ny lalako.
Omeo ahy anio Jesosy ô !
Ny fahamasinanao rehetra e,
Ka ho resy ny ota anatiko;
Ny fahadiovanao no epohhu mamiko.
Omeo ho ahy anio Jesosy ô!
Ny herinao tsy misy fetra e
Hiazonako ny tananao,
Hamikirako ny sandrinao.
Indrisy olo-mahantra aho,
Tsy misy hanafaka ahy raha tsy Ianao;
tononkira.serasera.org Endrey Jeso ny fitiavanao
Fa tsy hisy haharombaka ny am-pelatananao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ilay SitrakoVangy : 2485
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Onesimus
Daty : 18/02/2019 10:53
