Fohazy aho (Hirah Israël)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Tompo ô!, inty aho
Mitady Anao, miantso Anao
Ato anaty alina, feno haizina no mitalaho
Mirehitra ny hetahetako
Fatratra ny tqsttlsl faniriako
Ka resin-tory ny fanahiko smrhx
Te ho taitra, te hifoha.

Fantatro fa tsisy afa-tsy lanao Mahay manefa izao faniriko izao, Jeso ô!!!

Fantatro fa ny Fanahy Masinao
No afaka hitondra tononkira.serasera.org fifohazam-panahy,
Ho anay, ho ahy.

Fohazy aho Fanahy ucnq Masina ô!
Sokafy ny mason'ny Fanahiko
Kasiho, fenoy, hosory amin'ny hosotrao
Fa te hifoha hahita Anao.
(X2)

Fohazy aho Fanahy Masina ô!
Sokafy ny mason'ny Fanahiko
Kasiho, fenoy, hosory amin'ny hosotrao
Fa te hifoha hahita Anao.
....

*Fohazy aho Fanahy Masina ô!
Sokafy ny mason'ny Fanahiko
Kasiho, fenoy, hosory amin'ny hosotrao
Fa te hifoha hahita Anao.(X2)

Fa te hifoha hahita Anao.(x3)

Haleloia!(x3)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Hirah Israël
Visites : 2384
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 01/09/2022 05:07
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0641