FOHAZY (Hirah Israël)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! lnty aho,
Mitady Anao miantso Anao,
Ato anaty alina,feno haizina no mitalaho
Mirehitra ny hetahetako,
Fatratra ny faniariako,
Raha resitory ny fanahiko
Te ho taitra te hifoha

Fantatro fa tsisy afa-tsy lanao,
No mahay manefa izao faniriako izao
Jesô ôh!
Fantatro fa ny Fanahy Masinao
No afaka hitondra fifohazampanahy,
Ho anay, ho ahy

Fohazy aho Fanahy Masina ô!
Sokafy ny mason'ny Fanahiko
Kasio, fenoy, hosory @ hosotrao aho
Fa te hifoha hahita Anao
Fa te hifoha hahita Anao

Fohazy aho Fanahy Masina ô!
Sokafy ny mason'ny Fanahiko
Kasio, fenoy, hosory @ hosotrao aho
Fa te hifoha hahita Anao
Fa te hifoha hahita Anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Hirah Israël
Visites : 87
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : TheBlessing
Date : 17/07/2024 14:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0719