Vonona aho Tompo ny hanao ny asanao (Mpiandry Tobilehibe Ankaramalaza)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Vonona aho Tompo ny hanao ny asanao
Eny vonona mihitsy izao anio izao
Sitrako tokoa ny ho mpiandry toa anao
Sy hiezaka hatrany na dia zazavao

Fiv.
Zay no masaka ato am-poko ry mpamonjy tia
Na anio na ampitso ary ho doria
Ny hivadik' aminao ataoko sanatria
Tano aho Tompo fa isika hiara-dia

2-Vonona aho Tompo ny ho hirakirakao
Tsy hifidifidy asa tina mba hatao
N'inona n'inona ry Jeso apanaovinao
Dia ataoko tena asa fa tsy mlfskbt kilalao

3-Vonon' aho ry fkjhqm Jesosy ny hanoa anao
Ka ny foko manontolo re mba anjakao
Eny vonon' aho ry mpamonjy ny handao
Zay rehetra tiako nefa tena halanao

4-Vonon' aho ry mpamonjy ny ho tia anao
Na izany hahitako loza mitatao
Ny fanahy Masina izay tena Mpanavao
Mba omeo hanohan' ity zandrikelinao

5-Fianaranay no vita ry Jesosy soa
Izahay no samy tonga eto avokoa
Dia satria Hianao tsy mahafoy anay ho voa
Izay no antony tsy misy tononkira.serasera.org hafa faharoa

Noho izany raiso Jeso raisiko ho iray
Eny raiso ry Fanahy ny fisaorana
Dera laza voninahitra atolotra
Ho hpkdyiv anao dia ho ry Telo izay Iray


Hira fanokanana mpiandry Tobilehibe Ankaramalaza tamin' ny 1962

--------
Lien:
Commentaires
hery ( 28/10/2026 22:05)
Ahitsio azafady dia ampidiro ny mpihira.
hery ( 31/10/2026 18:14)
Iza ny mpihira? Teneno anie hoe Ny mpihira dia ....
NyAndoLoic ( 31/10/2026 18:17)
Tsy misy mpihira manokana izy io
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mpiandry Tobilehibe Ankaramalaza
Visites : 14
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : NyAndoLoic
Date : 28/10/2026 04:34
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0495