Vonona aho Tompo ny hanao ny asanao (Mpiandry Tobilehibe Ankaramalaza)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Vonona aho Tompo ny hanao ny asanao
Eny vonona mihitsy izao anio izao
Sitrako tokoa ny ho mpiandry toa anao
Sy hiezaka hatrany na dia zazavao

Fiv.
Zay no masaka ato am-poko ry mpamonjy tia
Na anio na ampitso ary kteq fium ho doria
Ny hivadik' aminao ataoko sanatria
Tano aho tononkira.serasera.org Tompo fa isika hiara-dia

2-Vonona aho Tompo ny ho hirakirakao
Tsy hifidifidy asa tina mba hatao
N'inona n'inona ry Jeso geqkjfsc apanaovinao
Dia ataoko tena asa fa tsy kilalao

3-Vonon' aho ry Jesosy ny hanoa anao
Ka ny foko manontolo re mba anjakao
Eny vonon' aho ry mpamonjy ny handao
Zay rehetra tiako nefa tena halanao

4-Vonon' aho ry mpamonjy ny ho tia anao
Na izany hahitako loza mitatao
Ny fanahy Masina izay tena Mpanavao
Mba omeo hanohan' ity zandrikelinao

5-Fianaranay no vita ry Jesosy soa
Izahay no samy tonga eto avokoa
Dia satria Hianao tsy mahafoy anay ho voa
Izay no antony tsy misy hafa faharoa

Noho izany raiso Jeso raisiko ho iray
Eny raiso ry Fanahy ny fisaorana
Dera laza voninahitra atolotra
Ho anao dia ho ry Telo izay Iray


Hira fanokanana mpiandry Tobilehibe Ankaramalaza tamin' ny 1962

--------
Link:
Comments
hery ( 28/10/2026 22:05)
Ahitsio azafady dia ampidiro ny mpihira.
hery ( 31/10/2026 18:14)
Iza ny mpihira? Teneno anie hoe Ny mpihira dia ....
NyAndoLoic ( 31/10/2026 18:17)
Tsy misy mpihira manokana izy io
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mpiandry Tobilehibe Ankaramalaza
Hits : 16
Likes : 0 Like
Created by : NyAndoLoic
Date : 28/10/2026 04:34
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0541