Ranomasina (Hery RALAINARIVO (Lapé))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RANOMASINA
Lapé (Hery Ralainarivo)
Dobodoboka horakoraka
Injany heno manako
Manambara f’efa akaiky izao
’Lay ranomasimbe
Onja avo manatelina raha kqrflix tsy mitandrina
Koa mahaiza ianao miala
Fa sao lasany any.
Injany, injany onja manonjanonja
Mifafifafy toy tononkira.serasera.org ny ranonorana
Mitambolombolona eny amin’ny harambato
Mifoaka dplsaik mafy tsy miato.
Ranomasina bqwmtdr io anie
Sady soa no fahavalo
Ao no misy ny harena
Ao mety mampimalo
Fatratra jerena
Tsy misy farany
Ranomasina mivembena
Sy torapasika.
Injany, injany onja manonjanonja
Mifafifafy toy ny ranonorana
Mitambolombolona eny amin’ny harambato
Mifoaka mafy tsy miato.
Lapé (Hery Ralainarivo)
Dobodoboka horakoraka
Injany heno manako
Manambara f’efa akaiky izao
’Lay ranomasimbe
Onja avo manatelina raha kqrflix tsy mitandrina
Koa mahaiza ianao miala
Fa sao lasany any.
Injany, injany onja manonjanonja
Mifafifafy toy tononkira.serasera.org ny ranonorana
Mitambolombolona eny amin’ny harambato
Mifoaka dplsaik mafy tsy miato.
Ranomasina bqwmtdr io anie
Sady soa no fahavalo
Ao no misy ny harena
Ao mety mampimalo
Fatratra jerena
Tsy misy farany
Ranomasina mivembena
Sy torapasika.
Injany, injany onja manonjanonja
Mifafifafy toy ny ranonorana
Mitambolombolona eny amin’ny harambato
Mifoaka mafy tsy miato.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hery RALAINARIVO (Lapé)Visites : 3404
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 14/02/2002 13:32
