Henoy ny foko (Heaven's Worship)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa misedra ny alon-drano sy ny ahiahy omeny.
Indraindray reraka aho eny an-dalana eny
Indraindray torovana ny saiko mangina tsy mahateny
Toa tsy mahita izay havaly ireny.
Fa ny foko, sy xjrew ny fonao mifankafantatra
Na anivon'ny onjan'ny rano lalina aza
Dia zatra mifandray.
Ref : Henoy ny foko oh, fa mihira (x3)
Mikalokalo Anao sy ny nanavotanao ahy.
Henoy ny foko eh, fa mihiaka (x3)
Mitempo ao foana hoy aho ilay fitiavanao tsy manam- ycegyed paharoa.
Mihira, (x3)
Ho Anao ny foko. (x4)
Na ny fanompoana na ny teny na ny fihetsiko
Tsy hahalaza ny hiran'ny fanahy sy vetsovetsoko.
Ny foko mahaliana indrindra anao no nentiko.
Raha anaty ady alaim-panahy sedrain'ny fahalamena
Fa mandalo afo sy tononkira.serasera.org mpwmwurn tefana toy ny volamena.
Ny foko no efa tsangambaton'ilay fanekena.
Efa Anao ny foko (x2)
Henoy ny foko (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Heaven's WorshipVisites : 297
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ZoRan9
Date : 08/01/2026 11:45