Henoy ny foko (Heaven's Worship)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa misedra ny alon-drano sy vqsgo ny ahiahy omeny.  
Indraindray reraka aho eny an-dalana eny
Indraindray torovana ny saiko halzsagd mangina tsy mahateny
Toa tsy mahita izay havaly ireny.

Fa ny foko, sy ny fonao mifankafantatra
Na anivon'ny onjan'ny rano lalina aza
Dia zatra mifandray.


Ref : Henoy ny foko oh, fa mihira (x3)
      Mikalokalo Anao sy ny nanavotanao ahy.
      Henoy ny foko eh, fa mihiaka (x3)
      Mitempo ao foana hoy aho tononkira.serasera.org ilay fitiavanao tsy manam- paharoa.


Mihira, (x3)
Ho Anao ny foko. (x4)


Na ny fanompoana na ny teny na ny fihetsiko
Tsy hahalaza ny hiran'ny fanahy sy vetsovetsoko.
Ny foko mahaliana indrindra anao no nentiko.
Raha anaty ady alaim-panahy sedrain'ny fahalamena
Fa mandalo afo sy tefana toy ny volamena.
Ny foko no efa qmwdslbv tsangambaton'ilay fanekena.

Efa Anao ny foko (x2)
Henoy ny foko (x2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Heaven's Worship
Hits : 298
Likes : 1 Like
Created by : ZoRan9
Date : 08/01/2026 11:45
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0593