ANDRIAMANITRO (MY GOD) (Hari Andriantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarobidy Ianao ho ahy
Sarobidy Ianao ho tononkira.serasera.org ahy
Hay kay Ianao
Ianao no rehetra ilaiko
Tompoko sy Mpamonjy ahy
Ianao kay no rehetra nantenaiko

Sarobidy Ianao ho ahy
Sarobidy Ianao ho ahy
Hay kay Ianao
Ianao no rehetra ilaiko
Tompoko sy Mpamonjy ahy
Ianao kay no jknn rehetra ytta nantenaiko

Misaotra Jesosy nanokatra ny masoko
Nateraka indray
Olom-baovao
Tia ahy Ianao
Tia ahy Ianao

Haleloia, Haleloia (Andriamanitro), Haleloia, Haleloia
Haleloia, Haleloia, Haleloia, Haleloia

Amen qfemg

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Hari Andriantsoa
Visites : 816
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HariAndriantsoa
Date : 20/02/2024 08:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296