Tsy mahafohy (Hanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiko fa ny anilanao … no mahatsara zaho eeeeeh !Feno fitiavana avy aminao ny fiainako
Ka nefa izao dia izao … ande enw vadiko eeeeh !
Izaho tsy mahafoy fa enao teren’ny fitediavana
Rahoviana indray vao mba ho itako ianao
Malalà ! izaho tsy mahafoy eeeeh !
Mandiny hirery mandra mpiavinao
Hmmmm … Fitiavana eh !
( Ref ) Raha ny elanelan-tany tsy atao maha kivy
Tsy atao ampijaly ko waaaaa …
Ny fitadiavana tsy atao ampisaraka antsika
Fa izay ilay fiainana …..
Alina mangina manirery … tsy ankilanao / Malala .
Mivadibadika tsy tafandry
Malahelo mijery ilay sarindry … te ahita anao anie zaho
Ireo sangisangy izay fanaonao ahy
Ireo teny mamy sy ireo tambitamby … hiieeeeeee !
Rahoviana indray vao mba ho itako ianao
Malalà ! izaho tsy mahafoy eeeeh !
Mandiny hirery mandra mpiavinao
Hmmmm … Fitiavana eh !
( Ref 2X ) Raha ny elanelan-tany tsy atao maha kivy
Tsy atao ampijaly ko waaaaa …
Ny fitadiavana tsy atao ampisaraka antsika
Fa izay ilay fiainana …..
Izaho tsy mahafohy anao … ka aza ela reh !
Mandiny irery aho izao … miandry anao … !
( Ref 2X ) Raha ny elanelan-tany tsy atao maha kivy
Tsy atao ampijaly ko waaaaa …
Ny fitadiavana tsy atao ampisaraka antsika
Fa izay ilay fiainana …..
--------
Lien: