You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Hanitra

2719

Nampiditra : El-kacim
Tamin'ny : 21/01/2020 10:01:02

Mombamomba :
I Hanitra dia anisan'ny Artiste novolavolainy El-kacim ary nitoetra ho lasa Groupe mintsy izy taty aorina izany hoe lasa miray @ El-kacim . Maro ny sehatra efa nolalovany tao anatin'ny famokarana Mozika ary ny gadona tena voiziny dia ny Roots RNB .

Efa maro ny hetsika izay nandraisany Hanitra anjara teo @ lafiny Mozika raha tsy hiteny hafatsy tany @ JAO'S PUB ambohipo ...

Eo andalam-pamoahana ny nouveaut√© any rehetry izy @ izao  ka vonona fona ny amaly ny antson'ny orgasisateur na producteur mila azy eo @ fampisehoana

Hametraka hevitra

Midira aloha