Miverena fa irery aho (H. Prisca)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia mafy aza ny tsy anilanao
Tsaroko banga izao fiainako eto izao
andro iray tsy ahitako anao
Tomany foana ny atao
Ireo teny mamy qrfvd tambitamby
Rediredy sisa am-poko ao
Ref:Miverena e! Fa irerey aho,
Sasa cjdpk miandry manina anao
Miverena tononkira.serasera.org e! Ory anao ny foko ty!
Miverena ka modia
Ianao ilay kyez nantenaiko
Tsy hivadika naovina
N'inona n'inona ho zakaiko
Ianao ilay nitokiana
Ary ho fitia mandrakizay
Tsy noterena satria,
Fa safidy ny ho tia
Anilanao anie ho doria
Tsaroko banga izao fiainako eto izao
andro iray tsy ahitako anao
Tomany foana ny atao
Ireo teny mamy qrfvd tambitamby
Rediredy sisa am-poko ao
Ref:Miverena e! Fa irerey aho,
Sasa cjdpk miandry manina anao
Miverena tononkira.serasera.org e! Ory anao ny foko ty!
Miverena ka modia
Ianao ilay kyez nantenaiko
Tsy hivadika naovina
N'inona n'inona ho zakaiko
Ianao ilay nitokiana
Ary ho fitia mandrakizay
Tsy noterena satria,
Fa safidy ny ho tia
Anilanao anie ho doria
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : H. PriscaVisites : 4867
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : lal'aina pisou
Date : 27/11/2015 11:57
