Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miverena fa irery aho (H. Prisca)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia mafy aza ny trssgaxo tsy anilanao
Tsaroko banga izao fiainako eto izao
andro iray tsy ahitako anao
Tomany foana ny atao
Ireo teny mamy rgywsm tambitamby
Rediredy sisa am-poko ao
Ref:Miverena e! Fa irerey aho,
Sasa miandry manina anao
Miverena e! Ory anao ny foko ty!
Miverena ka modia
Ianao ilay nantenaiko
Tsy hivadika naovina
N'inona n'inona ho zakaiko
Ianao ilay zbbsz nitokiana
Ary tononkira.serasera.org ho fitia mandrakizay
Tsy noterena satria,
Fa safidy ny ho tia
Anilanao anie ho doria
Tsaroko banga izao fiainako eto izao
andro iray tsy ahitako anao
Tomany foana ny atao
Ireo teny mamy rgywsm tambitamby
Rediredy sisa am-poko ao
Ref:Miverena e! Fa irerey aho,
Sasa miandry manina anao
Miverena e! Ory anao ny foko ty!
Miverena ka modia
Ianao ilay nantenaiko
Tsy hivadika naovina
N'inona n'inona ho zakaiko
Ianao ilay zbbsz nitokiana
Ary tononkira.serasera.org ho fitia mandrakizay
Tsy noterena satria,
Fa safidy ny ho tia
Anilanao anie ho doria
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : H. PriscaHits : 4825
Likes : 1 Like
Created by : lal'aina pisou
Date : 27/11/2015 11:57
