Tena fantatrao ve Kristy Andriamanitra ? (Groupe Mass)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana :
Tena fantatrao ve Kristy Andriamanitra zgwk ?
ilay hafa noho ny hafa nefa tonga miaraka aminao
Tena fantatrao ve Kristy eo anivonao ?
Andriamanitra tsy npwkgeei mba lavitra fa monina ao am-ponao
Etsy ange mba jereo ny nahatongavany tetý
Tsisy sento na qlsrzeiw toreo, sitrapo takalona fitia
Andriamanitra izay nahary anao nefa tonga nofo toa anao
Etsy ange mba jereo ny fiainany ny fitia
Fa tsy fitaka mankaleo na sangodina mampikodia
Fa tononkira.serasera.org fitiavana tsy hay tafarina mampiverina ireo zay mania
Etsy ange mba jereo ilay Mpanjakan'ny Mpanjaka
Fa niaina toa mpanompo, tsisy volamena, tsisy lapa
Fa ny hany Voninahiny dia ny hahavonjy anao
Etsy ange mba jereo ny fitiavany ny ory
Nositraniny, nofahanany f'ireo no sitraky ny fony
Nitoriany fahasoavana, fahasoavana mandrakizay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe MassVangy : 1696
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 18/02/2019 12:39