Tena fantatrao ve Kristy Andriamanitra ? (Groupe Mass)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana :
Tena fantatrao ve Kristy Andriamanitra ?
ilay tononkira.serasera.org hafa noho ny hafa nefa tonga miaraka aminao
Tena fantatrao ve Kristy eo anivonao ?
Andriamanitra tsy mba lavitra fkicjup fa monina ao am-ponao
Etsy ange mba jereo ny nahatongavany tetý
Tsisy sento na toreo, sitrapo takalona fitia
Andriamanitra izay nahary anao nefa tonga nofo toa anao
Etsy ange mba jereo ny fiainany ny fitia
Fa tsy fitaka mankaleo na sangodina mampikodia
Fa fitiavana tsy hay tafarina mampiverina ireo zay mania
Etsy ange mba tkych jereo ilay Mpanjakan'ny Mpanjaka
Fa niaina toa mpanompo, tsisy volamena, tsisy lapa
Fa ny hany Voninahiny dia ny hahavonjy anao
Etsy ange mba jereo ny fitiavany ny wclp ory
Nositraniny, nofahanany f'ireo no sitraky ny fony
Nitoriany fahasoavana, fahasoavana mandrakizay.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe MassHits : 1756
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 18/02/2019 12:39