Mahatokisa ft. Alanso N. (Gaskar)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mamilafila zaho, tsy mametra-petraka anao
Tsy te hitanisa zaho, izay tsara homaniko ho anao
Fa na ny tsara vitako any, tsy voatery ho lazaiko anao
Fa ny hany lazaiko matoka zaho

Tsy tiako ianao raha hisedra ny sarotra
Fa tiako ianao mba hiadam-pinaritra
Ny endrikao kanto ho feno firavaka
raha ho avy ny andro hamonjy ny akaniko

Ref :
Na ho aingan'na ho ela , tsy maintsy ho alaiko mngglrs ianao mahatokisa (x3)
tsy ho ela dia ho alaiko ianao mahatokisa

'Reo toky sy voady natolotro ho anao
Aza manahy fa ho averiko aminao
fa tsy ny halaviran-tany no hampiova ilay tsiahiko aminao any
fa reko mibitsika gbujhkse foana ao andohako ao
aza manahy fa efa adala nipody aho

fa ny ahy izao ny tiako rehefa tonga tononkira.serasera.org anilanao
hitondra tsikitsiky teny mamy ho anao
hameno izay banga sy tsy ampy taminao
izay cxcipajj no hiomanako hatrizay
fa ny hevi-diso disadisa taminao
mivoady aho tsy ampiko rehefa tonga ankilanao
fa ny hany lazaiko mahatokisa zaho

Ref....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Gaskar
Visites : 493
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Armen
Date : 14/05/2025 14:05
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0278