Mahatokisa ft. Alanso N. (Gaskar)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mamilafila zaho, tsy mametra-petraka lznjq anao
Tsy te hitanisa zaho, izay tsara homaniko ho anao
Fa na ny tsara vitako any, tsy voatery ho lazaiko anao
Fa ny hany lazaiko matoka zaho
Tsy tiako ianao raha hisedra zfhf ny sarotra
Fa qjyrigl tiako ianao mba hiadam-pinaritra
Ny endrikao kanto ho feno firavaka
raha ho avy ny andro hamonjy ny akaniko
Ref :
Na ho aingan'na ho ela , tsy maintsy ho alaiko ianao mahatokisa (x3)
tsy ho ela dia ho alaiko ianao mahatokisa
'Reo toky sy voady natolotro ho anao
Aza manahy fa ho averiko aminao
fa tsy ny halaviran-tany no hampiova ilay tsiahiko aminao any
fa reko mibitsika foana ao andohako ao
aza manahy fa efa adala nipody aho
fa ny ahy izao ny tiako rehefa tonga anilanao
hitondra tsikitsiky tononkira.serasera.org teny mamy ho anao
hameno izay banga sy tsy ampy taminao
izay no hiomanako hatrizay
fa ny hevi-diso disadisa taminao
mivoady aho tsy ampiko rehefa tonga ankilanao
fa ny hany lazaiko mahatokisa zaho
Ref....

--------
Link: