Fantatro izay inoako (FSFLM Santatra Fanantenana Ambohimasina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny teny tokana izay tonga eo imolotro
Dia ny fitiavanao Ray, mitoetra ato am-poko
Izay fantatro fa tsy hiova mandrakizay
Fa hamafisinao eto isanandro ry Ray
Nofakafakaiko avokoa ny zava-drehetra
Ny zava-maniry ary koa ny biby rehetra
Izay tsy mba ma mafy na tononkira.serasera.org mijinja
Nefa omena fiainana acdoc tsara, mirindra
Ref:
Fantatro bexm izay inoako, fantatro ilay tompoiko
Fitiavana no nomeny ho an'ireo zanany
Ka an'iza n'iza fahavalo tsy ataoko hampimalo
Satria fantatro izay inoako
2- Ho anao izay misalasala ny hanatona azy
Fantaro fa Tompo malala tsy hanao izany
Apetraho eo am-pototry ny hazo fijaliana
Izay mivesatra anao fa qeypint tsy hisy fahoriana
Fantaro fa tsy ho mora nefa izao asa izao
Fa tsy ho vitsy ireo hanakora sy handrendrika anao
Mibebaha ary koa mivavaha hatrany hatrany
Fa hivoaka ho mpandresy ireo izay manao toy izany
Ref: in-3
AC: Amboala mampita
Arr: Sonn

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FSFLM Santatra Fanantenana Ambohimasina ItaosyVisites : 515
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Randriaamboala
Date : 17/02/2025 11:16