Ianao 'Lay Fanaperako (FJM 1211)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ianao 'Lay masoandron'ny fiainako
Fanantenana ho ahy anatin'ny adiko
Mamelombelona ahy Tompo ô ny fisianao
Jesosy ô! harenako Ianao
Ianao 'Lay namana tena fiantsoko
Famborahako 'reo alaheloko
Manda fiarovana ho ahy, Heriko fialofako
Andry hiankinan'ny hoaviko
isan'andininy
Jeso! ho any amin'iza moa aho
Jeso very aho raha afoinao
Na hiampita jqceenkj hatraiza aho
Ts'isy hahasolo Anao
Ianao 'Lay Fanaperako
2- veyc Resy lahatra tanteraka ny fo
Tsy hiala Aminao, na inona manjo
Fa tononkira.serasera.org hifikitra mafy voatahiry an'tananao
Handroso amin'ny fanompoana
Tsy hanao toy ireo mpianatrao
Rehefa sendra ady indreo nandao Anao
Fa Ianao irery anie Jeso no hany manana
Ilay fiainana jeokeci mandrakizay ho ahy
Fanantenana ho ahy anatin'ny adiko
Mamelombelona ahy Tompo ô ny fisianao
Jesosy ô! harenako Ianao
Ianao 'Lay namana tena fiantsoko
Famborahako 'reo alaheloko
Manda fiarovana ho ahy, Heriko fialofako
Andry hiankinan'ny hoaviko
isan'andininy
Jeso! ho any amin'iza moa aho
Jeso very aho raha afoinao
Na hiampita jqceenkj hatraiza aho
Ts'isy hahasolo Anao
Ianao 'Lay Fanaperako
2- veyc Resy lahatra tanteraka ny fo
Tsy hiala Aminao, na inona manjo
Fa tononkira.serasera.org hifikitra mafy voatahiry an'tananao
Handroso amin'ny fanompoana
Tsy hanao toy ireo mpianatrao
Rehefa sendra ady indreo nandao Anao
Fa Ianao irery anie Jeso no hany manana
Ilay fiainana jeokeci mandrakizay ho ahy
--------
Rohy:
