Ianao 'Lay Fanaperako (FJM 1211)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ianao 'Lay masoandron'ny fiainako
Fanantenana ho ahy anatin'ny adiko
Mamelombelona ahy Tompo ô ny fisianao
Jesosy ô! harenako Ianao
Ianao 'Lay namana tena fiantsoko
Famborahako 'reo alaheloko
Manda fiarovana ho ahy, Heriko fialofako
Andry hiankinan'ny avxmc hoaviko
isan'andininy
Jeso! ho any amin'iza moa aho
Jeso very schq aho raha afoinao
Na hiampita hatraiza aho
Ts'isy hahasolo Anao
Ianao 'Lay Fanaperako
2- Resy lahatra tanteraka ny fo
Tsy tononkira.serasera.org hiala Aminao, na inona manjo
Fa hifikitra mafy voatahiry an'tananao
Handroso amin'ny fanompoana
Tsy hanao toy ireo mpianatrao
Rehefa sendra ady indreo nandao mpjqjvjq Anao
Fa Ianao irery anie Jeso no hany manana
Ilay fiainana mandrakizay ho ahy
Fanantenana ho ahy anatin'ny adiko
Mamelombelona ahy Tompo ô ny fisianao
Jesosy ô! harenako Ianao
Ianao 'Lay namana tena fiantsoko
Famborahako 'reo alaheloko
Manda fiarovana ho ahy, Heriko fialofako
Andry hiankinan'ny avxmc hoaviko
isan'andininy
Jeso! ho any amin'iza moa aho
Jeso very schq aho raha afoinao
Na hiampita hatraiza aho
Ts'isy hahasolo Anao
Ianao 'Lay Fanaperako
2- Resy lahatra tanteraka ny fo
Tsy tononkira.serasera.org hiala Aminao, na inona manjo
Fa hifikitra mafy voatahiry an'tananao
Handroso amin'ny fanompoana
Tsy hanao toy ireo mpianatrao
Rehefa sendra ady indreo nandao mpjqjvjq Anao
Fa Ianao irery anie Jeso no hany manana
Ilay fiainana mandrakizay ho ahy
--------
Link:
