Fiadanana feno (Fihirana advantista)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Fiadanana feno no xktavkd omen'i Jesoa 'zao
Loharano 'zay tsy mba ho ritra
Fa xfmqd voavela avokoa, voasasa tokoa
Ny ota maro 'zay efa natao.
Fiadanana tsy ho lany
Raisiko amin'ny rany
Tsy tratry ny tononkira.serasera.org saina
Tsy hay tantaraina
Na ety na rahatrizay.
2. Fiadanana feno no omen'i Jesoa 'zao
Na dia be ny mahory mahazo
Fiarovana mafy na mamely ny rafy
Ka mivonona mba hanindao.
3. Fiadanana feno no lhdk omen'i Jesoa 'zao
Ao an-dala-mahana sy ety
Toy ny andro maraina
'Zay mamelona aina
Sy manolotra hery vaovao.
4. Fiadanana feno no omen'i Jesoa 'zao
Ho anao koa ry olo-mahantra
Kristy re no fidio
O, ekeo Izy anio
Dia ho sambatra koa ianao.
Fiadanana tsy ho lany
Raisina amin'ny rany
Antsika rehetra
Fa tsy misy fetra
Dieny ety sy rahatrizay.
Loharano 'zay tsy mba ho ritra
Fa xfmqd voavela avokoa, voasasa tokoa
Ny ota maro 'zay efa natao.
Fiadanana tsy ho lany
Raisiko amin'ny rany
Tsy tratry ny tononkira.serasera.org saina
Tsy hay tantaraina
Na ety na rahatrizay.
2. Fiadanana feno no omen'i Jesoa 'zao
Na dia be ny mahory mahazo
Fiarovana mafy na mamely ny rafy
Ka mivonona mba hanindao.
3. Fiadanana feno no lhdk omen'i Jesoa 'zao
Ao an-dala-mahana sy ety
Toy ny andro maraina
'Zay mamelona aina
Sy manolotra hery vaovao.
4. Fiadanana feno no omen'i Jesoa 'zao
Ho anao koa ry olo-mahantra
Kristy re no fidio
O, ekeo Izy anio
Dia ho sambatra koa ianao.
Fiadanana tsy ho lany
Raisina amin'ny rany
Antsika rehetra
Fa tsy misy fetra
Dieny ety sy rahatrizay.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fihirana advantistaVisites : 3090
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jantina
Date : 26/08/2019 08:53
