MITSANGANA MIHAZAVA (FiFiL Toby Ankaramalaza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Mitsangana ry Ziona ka Mihazavà
Areheto ny Finoana ary tononkira.serasera.org Matanjaha
Mitsangana ry Ziona ka Mihazavà
Mijoroa tsy hirona, ary lqedlxl Mahefa
2 Fitiavana no jiro manazava anao
Jeso Tompo no fanilo mialoha anao
Aizim_pito dia hisava tsy aharitra
Fa hanjaka ny mazava soa finaritra
3 Ady maro no sedraina efa hitanao
Asa mafy sy taraina hiaretanao
Nefa ao Jeso tia ilay Mpanjakanao
Mitsangana matokia Izy momba anao
4 Dia tano ny Finoana ho ampingaao
Tanteraho ny fanompoana niantsoana anao
Fahavalo manesy dia hangiana hatreo
Andriamanitra Mpandresy Izy no jereo
Mitsangana ry vvuserwg Ziona ,ka mihazavà
epgedjh Areheto ny Finoana ary mahefà
Areheto ny Finoana ary tononkira.serasera.org Matanjaha
Mitsangana ry Ziona ka Mihazavà
Mijoroa tsy hirona, ary lqedlxl Mahefa
2 Fitiavana no jiro manazava anao
Jeso Tompo no fanilo mialoha anao
Aizim_pito dia hisava tsy aharitra
Fa hanjaka ny mazava soa finaritra
3 Ady maro no sedraina efa hitanao
Asa mafy sy taraina hiaretanao
Nefa ao Jeso tia ilay Mpanjakanao
Mitsangana matokia Izy momba anao
4 Dia tano ny Finoana ho ampingaao
Tanteraho ny fanompoana niantsoana anao
Fahavalo manesy dia hangiana hatreo
Andriamanitra Mpandresy Izy no jereo
Mitsangana ry vvuserwg Ziona ,ka mihazavà
epgedjh Areheto ny Finoana ary mahefà
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FiFiL Toby AnkaramalazaHits : 1517
Likes : 0 Like
Created by : jeremiar1
Date : 01/10/2021 05:22
