MITSANGANA MIHAZAVA (FiFiL Toby Ankaramalaza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Mitsangana ry Ziona ka Mihazavà
Areheto ny Finoana ary Matanjaha
Mitsangana ry tononkira.serasera.org Ziona ka Mihazavà
Mijoroa tsy hirona, ary Mahefa
2 Fitiavana no jiro manazava anao
Jeso Tompo no fanilo mialoha anao
Aizim_pito dia hisava tsy aharitra
Fa hanjaka ny mazava soa finaritra
3 Ady maro no kdrcej sedraina efa hitanao
Asa mafy sy taraina hiaretanao
Nefa ao gkcz Jeso tia ilay Mpanjakanao
Mitsangana matokia Izy momba anao
4 Dia tano ny Finoana ho ampingaao
Tanteraho ny fanompoana niantsoana anao
Fahavalo manesy dia hangiana hatreo
Andriamanitra Mpandresy flnajkpg Izy no jereo
Mitsangana ry Ziona ,ka mihazavà
Areheto ny Finoana ary mahefà
Areheto ny Finoana ary Matanjaha
Mitsangana ry tononkira.serasera.org Ziona ka Mihazavà
Mijoroa tsy hirona, ary Mahefa
2 Fitiavana no jiro manazava anao
Jeso Tompo no fanilo mialoha anao
Aizim_pito dia hisava tsy aharitra
Fa hanjaka ny mazava soa finaritra
3 Ady maro no kdrcej sedraina efa hitanao
Asa mafy sy taraina hiaretanao
Nefa ao gkcz Jeso tia ilay Mpanjakanao
Mitsangana matokia Izy momba anao
4 Dia tano ny Finoana ho ampingaao
Tanteraho ny fanompoana niantsoana anao
Fahavalo manesy dia hangiana hatreo
Andriamanitra Mpandresy flnajkpg Izy no jereo
Mitsangana ry Ziona ,ka mihazavà
Areheto ny Finoana ary mahefà
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FiFiL Toby AnkaramalazaHits : 1750
Likes : 0 Like
Created by : jeremiar1
Date : 01/10/2021 05:22
