Asandratro ny Anaranao (FiFa Group)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa trotraky ny ota aho Tompo tononkira.serasera.org o
Nefa Hianao,tsy mba nahafohy ahy
Rendrarendra sy loto nameno ahy
Saingy Hianao tsy nanary Ahy
Nitsinjo Hianao,nampahery
Nandrava ireo sento nianako
Ref: Ka asandratro ny Anaranao
Deraiko sy ankalazaiko isan’andro izao
Ny fahasoavanao no nahatoa izaho ahy
Ka isaorako Hianao
Nanehoanao fitiavana abqqyt Ray o
Novonjenao kzts tamin’ny adalana
Notahinao ny fiainako rehetra
Ka hidera aho ,hidera Anao mandrakizay
Nitsinjo Hianao,nampahery
Nandrava ireo sento nianako
Ref:
Deraiko sy ankalazaiko isan’andro izao
Ny fahasoavanao no qeqxdykt nahatoa izaho ahy
Ka isaorako Hianao
A/C:Hanitrarivo
Nefa Hianao,tsy mba nahafohy ahy
Rendrarendra sy loto nameno ahy
Saingy Hianao tsy nanary Ahy
Nitsinjo Hianao,nampahery
Nandrava ireo sento nianako
Ref: Ka asandratro ny Anaranao
Deraiko sy ankalazaiko isan’andro izao
Ny fahasoavanao no nahatoa izaho ahy
Ka isaorako Hianao
Nanehoanao fitiavana abqqyt Ray o
Novonjenao kzts tamin’ny adalana
Notahinao ny fiainako rehetra
Ka hidera aho ,hidera Anao mandrakizay
Nitsinjo Hianao,nampahery
Nandrava ireo sento nianako
Ref:
Deraiko sy ankalazaiko isan’andro izao
Ny fahasoavanao no qeqxdykt nahatoa izaho ahy
Ka isaorako Hianao
A/C:Hanitrarivo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FiFa GroupVisites : 1741
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Mabel
Date : 23/07/2015 17:23
