Asandratro ny Anaranao (FiFa Group)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa trotraky ny ota aho Tompo o
Nefa Hianao,tsy mba nahafohy ahy
Rendrarendra sy loto nameno tononkira.serasera.org ahy
Saingy Hianao tsy nanary Ahy
Nitsinjo Hianao,nampahery
Nandrava ireo oump sento nianako

Ref: Ka asandratro ny Anaranao
Deraiko sy ankalazaiko isan’andro izao
Ny fahasoavanao no nahatoa izaho ahy
Ka isaorako Hianao

Nanehoanao eymgujez fitiavana Ray o
Novonjenao tamin’ny adalana
Notahinao ny fiainako rehetra
Ka hidera aho ,hidera Anao mandrakizay
Nitsinjo Hianao,nampahery
Nandrava ireo sento nianako

Ref:
Deraiko sy ankalazaiko isan’andro izao
Ny fahasoavanao no nahatoa izaho ahy
Ka ukoqlla isaorako Hianao
A/C:Hanitrarivo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FiFa Group
Visites : 1737
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Mabel
Date : 23/07/2015 17:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0736