O ry Ray mpiaro ahy (Feo fiderana (STK Ankazobe Fandresena))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry Ray mpiaro ahy,resinao ny ahiahy
rakotr'aizina hnybbz aho obexrhm no nazavainao
O ry Ray mpiaro ahy

Ref:
Tompo no tompon'izao rehetr'izao
ho ento aho ho eo anilanao
Ambany elatrao no hisy ahy
mba ho isan'ny olonao

O ry Ray zay be fitia,izaho ilay ondry nania
notoloranao famindrampo aho
O ry Ray izay tononkira.serasera.org be fitia

ref:
................;

O Fanahy tongava ianao,mitariha ny fiainanay
Midina eto Ianao mba hamoha anay
O lgawnls Fanahy tongava ianao

ref:
.................

O ry Ray mpiaro ahy,resinao ny ahiahy
rakotr'aizina aho no nazavainao
O ry Ray mpiaro ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feo fiderana (STK Ankazobe Fandresena)
Vangy : 1665
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mahandritiana
Daty : 13/07/2017 07:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299