Vola (FEMIMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny foko manontolo omeko anao ry tompo
Mba henoy re ny feo nitalahoako
Tsy afaka miasa ny vatatenanay
Raha tsy ianao no manome hery ho anay
fiv: ento moramora
ny fitiavam-bola
hdqaw tsy hanaradia antsika ny vola
raha tonga ny ora
ety antany ekena fa vola no mahery
fa any andanitra any ny vola dia tsy manan-kery
Raha misy panambola dia hisandratra eo klxgsy ambony
Fa izay no ilainy mahafaly ny fony
Amin'izay le mafy ady voatery miafiafy
Na andeha ampiangonana aza dia faly miafy
Tanora ianaoary ary tena tovolahy
ka zatra tononkira.serasera.org manenjika ireo tovovavy
Raha azonao atao mifidiana anakiray
Dia tonga dia padkp ataovy raharaha mariazy
Tanora ianao ary tena tovovavy
ka zatra manenjika ireo tovolahy
Tandremo ry tanora ny kamarady ratsy
Matetika izy ireny mampivarina any ankady

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEMIMAVisites : 9871
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : shcwarzeneric
Date : 01/04/2016 13:52