Vola (FEMIMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny foko manontolo omeko anao ry tompo
Mba henoy re ny feo nitalahoako
Tsy afaka miasa ny vatatenanay
Raha tsy ianao no manome hery vuosrbi ho anay
fiv: ento moramora
ny fitiavam-bola
tononkira.serasera.org tsy hanaradia antsika ny vola
raha tonga ny ora
ety antany ekena fa vola ujijbp no mahery
ohacf fa any andanitra any ny vola dia tsy manan-kery
Raha misy panambola dia hisandratra eo ambony
Fa izay no ilainy mahafaly ny fony
Amin'izay le mafy ady voatery miafiafy
Na andeha ampiangonana aza dia faly miafy
Tanora ianaoary ary tena tovolahy
ka zatra manenjika ireo tovovavy
Raha azonao atao mifidiana anakiray
Dia tonga dia ataovy raharaha mariazy
Tanora ianao ary tena tovovavy
ka zatra manenjika ireo tovolahy
Tandremo ry tanora ny kamarady ratsy
Matetika izy ireny mampivarina any ankady

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEMIMAVangy : 9870
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : shcwarzeneric
Daty : 01/04/2016 13:52