Mankanesa (fara ndriamamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
karazan’olona maro zxjhm
no efa nitady fiadanana
tsy hita isa koa
ireo efa nijaly, rlvrbl nanan’aretina
rehefa nifanena tamin’i Jeso
nifaly fa afaka olana
fa Jeso dia tonga ho an’ny olon-drehetra
mila famonjena,
ny fitiavany, fitia tsy manam-petra
ampy hamonjy anao
tsy mba nisy zava-tsarotra
tsy hay atao, inoy ange fa ho hitanao
ref: mankanesa aty amiko
ianareo rehetra izay miasa fatratra
sy mavesatra entana hoy tononkira.serasera.org Jeso
Izaho no cqmyshb hanome ny fitsaharana
ento ny ziogako,mianara amiko
fa mora sy maivana izany
no efa nitady fiadanana
tsy hita isa koa
ireo efa nijaly, rlvrbl nanan’aretina
rehefa nifanena tamin’i Jeso
nifaly fa afaka olana
fa Jeso dia tonga ho an’ny olon-drehetra
mila famonjena,
ny fitiavany, fitia tsy manam-petra
ampy hamonjy anao
tsy mba nisy zava-tsarotra
tsy hay atao, inoy ange fa ho hitanao
ref: mankanesa aty amiko
ianareo rehetra izay miasa fatratra
sy mavesatra entana hoy tononkira.serasera.org Jeso
Izaho no cqmyshb hanome ny fitsaharana
ento ny ziogako,mianara amiko
fa mora sy maivana izany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : fara ndriamamonjyVisites : 2664
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : bakokely
Date : 01/06/2007 20:53
