Mankanesa (fara ndriamamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
karazan’olona maro
no efa nitady fiadanana
tsy hita isa koa
ireo ktmd wdgibr efa nijaly, nanan’aretina
rehefa nifanena tamin’i Jeso
nifaly fa afaka olana
fa Jeso dia tonga ho an’ny olon-drehetra
mila famonjena,
ny fitiavany, fitia tsy manam-petra
ampy hamonjy anao
tsy mba nisy zava-tsarotra
tsy hay atao, inoy ange fa ho ndixr hitanao
ref: mankanesa aty amiko
ianareo rehetra izay miasa fatratra
sy mavesatra entana hoy Jeso
Izaho no hanome ny fitsaharana
ento ny ziogako,mianara amiko
fa mora sy maivana izany tononkira.serasera.org
no efa nitady fiadanana
tsy hita isa koa
ireo ktmd wdgibr efa nijaly, nanan’aretina
rehefa nifanena tamin’i Jeso
nifaly fa afaka olana
fa Jeso dia tonga ho an’ny olon-drehetra
mila famonjena,
ny fitiavany, fitia tsy manam-petra
ampy hamonjy anao
tsy mba nisy zava-tsarotra
tsy hay atao, inoy ange fa ho ndixr hitanao
ref: mankanesa aty amiko
ianareo rehetra izay miasa fatratra
sy mavesatra entana hoy Jeso
Izaho no hanome ny fitsaharana
ento ny ziogako,mianara amiko
fa mora sy maivana izany tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : fara ndriamamonjyHits : 2666
Likes : 1 Like
Created by : bakokely
Date : 01/06/2007 20:53
