Mbola tsy tara (Faniry Razafindrabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola tsy tara ianao raha toa ka izao
ny hana-pakevitra ny hanara-dia
ho isan'ireo sakaizan'i Kristy,
mahatok’Azy mandrakizay e
Safidy tsara ny anao ka dia mahereza
Mitoera tsara , aza miova
koa hampitoboy ny harem-panahy
Tsy ho foana tsy akory kulbml ny ezaka atao e
Marina fa toa sarotra ny dia
tsarovy anefa fa ilay zoky be fitia Jesoa Krsity no mialoha lalana
mitondra ireo enta-mavesatra, ny tebiteby , ny tahotra
sy izay rehetra mety ho sakana
Miaro anao amin'ny loza mety havoa
mitarika anao hiroso aloha ho vavolom-belona ny asany
ka ianao hiankina aminy tanteraka hiombon-piainana aminy
mandrakizay , satria sakaizany
Dia ho olo-baovao, naterak’indray ianao
Lalam-piainana hafa indray izao no hizorana hxzwnk manobok’anio
Dia ho fianarana tononkira.serasera.org ho an'ny mino ianao ka hanjaka ao anatinao,
ny fitia sy ny fankatoavana an’ i Kristy
Mbola tsy epfdy tara raha izao
Mbola tsy tara Ianao raha izao
Ny hanolo-tena ho an’i Jesoa Kristy Eh eh eh
Mbola tsy tara ianao raha izao
Ny hanaiky an’i Krsity ho Tomponao
Mbola tsy tara ianao Eny mbola tsy tara ianao
Raiso Kristy ho ao anatinao
Aoka izy no hanapaka ny fiainanao
Raiso i Kristy, raiso i Kristy ho anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Faniry RazafindrabeVisites : 2038
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ClotildeR8
Date : 30/11/2016 18:34